|
|
|
|

Entry1  zafimpaladia
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  zafy, faladia
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina
5  [1.62] taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely
Explanations in French  6  [1.3] [zafim-paladia] la sixième génération
7  [1.5] [zafim-paladia] descendants à la sixième génération
8  [1.54] sixième génération
Examples  9  [2.5] Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Vocabulary  12  Relationships: family

Updated on 2025/09/12