Entry vorondolo
Elementary words vorona ; lolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1]
Explanations in English An owl [1.7]
Explanations in French Hibou [1.54, 2.415, 1.8]
Examples 
1Vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499]
2Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Entry vorondolo
Part of speech noun
Explanations in French Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415]

Entry Vorondolo
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.25, 47.35

Updated on 2023/01/03