|
|
|
|

Entry1  tso-drano    tsodrano
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  tsoka, rano
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [tsodrano] (taloha) Rano nafafy tamin' olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin' io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka)
(ankehitriny) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin' ny olon-dehibe na ray aman-dreny: Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady
(ankehitriny) vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano
Anaran' ny vola ampiarahina amin' ny tsodrano: rom-patsa, patsan' ny mpifana, tsodranon-jaza, fenakoho, vodiakoho, zara fihinanana, fanaovam-beloma, fandraisantanana, ro mafana
Explanations in French  5  [1.3] [tso-drano] aspersion, bénédiction, souhaits d'adieu
action de céder
Examples  6  [2.472] Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano.
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Analogs  14  ranombavaka, firarian-tsoa

Updated on 2025/09/12