| Entry | 1 mitso-drano ~ mitsodrano |
| Root | 2 tso-drano |
| Elementary words | 3 mitsoka, 4 rano |
| Part of speech | 5 active verb |
| Explanations in Malagasy |
6 Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
7 Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1] |
| Explanations in French |
8 Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder
[1.3#791] |
| Examples |
9 Nanaiky izy ary nitsodrano
[2.356#205]
10 Nitso-drano ireo hitselaram-baratra [2.576#4] 11 Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay [2.649#1040] 12 Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha [2.643#92] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 misondrota, 18 mitso-drano |
| Updated on 2025/11/13 |
|