| Entry | 1 zara fihinanana |
| Elementary words | 2zara, 3fihinanana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro" [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|