|
|
|
|

Entry1  tombom-barotra
Elementary words  2 tombo, 3 varotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra. [1.1]
[tombombarotra] 6 ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana. [1.13]
Explanations in English  7 profit. [1.7]
Explanations in French  8 bénéfice. [1.8]
[tombombarotra] 9 bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation. [1.13]
Examples  10  Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27#]
Vocabulary  11  Economy: finances, management

Updated on 2025/11/02