|
|
|
|

Entry1  tomany
Root  2  tany
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explanations in English  5  to weep, to lament [1.7]
Explanations in French  6  pleurer [1.8]
7  [tomañy] pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  8  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Proverbs  19  Proverbs containing the word tomany

Anagrams  20 antimo, 21 manito, 22 mañoty, manoty, 23 Timona, 24 tomany

Updated on 2025/09/20