| Entry | 1 fofon' aina |
| Elementary words | 2 fofona, 3 aina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy
[1.1] |
| Explanations in English |
[fofon-aina]
6 The breath; lit. the breath of life.
[1.2] |
| Examples |
7 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] |
| Vocabulary | 8 Biology |
| Anagrams | 9 fofoanina, fofon' aina |
| Updated on 2025/10/11 |
|