|
|
|
|

Entry1  fiarahamonina
Elementary words  2  fiarahana, 3  monina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [1.13.mg#70]
6  [fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [1.62]
Explanations in French  7  [fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [1.13.fr#70]
8  [fiaraha-monina] société [1.13.fr#70]
Examples  9  natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508#23]
10  Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267]
11  Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13]
12  Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606]
13  Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27]
14  Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43]
All compound words 
Other spellings  22  fiarahamonina

Updated on 2025/09/20