Index

Proverbs : vonimbero

Proverb Tsintsina mitondra vonimbero, ka ny eran' ny vava no nentina. [Rinara 1974 #286]
Tsintsindahy mitondra vonimbero ka izay eran' ny vava no entina. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. [Rajemisa 1985]

Index