|
|
|
|

Index

3 Proverbs quoting the word : venty

Proverb 1Aza vokin' ny hodiny sao tsy misy hasiana ny ventiny. [2.558 #826]

Proverb 2Ebo natao tsy mba ventiny. [2.558 #1020]

Proverb 3Fisoitrafo nitonoan-kena : menaka kely no anjarany fa ny ventiny tsy ananany anjara. [2.558 #79]

Index