Entry ebo
Part of speech noun
Malagasy definition Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [Rajemisa 1985]
English definition boasting, showing off [Hallanger 1973]
French definition vanité [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms eboebo
Quotes 

Entry ebo
Part of speech adjective
French definition  [Tankarana] qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [David 1952 (takila E)]
Toponymy Place names having the word ebo (1): Adabomahebo

Entry ebo
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] diso, tsy marina [Rakotosaona 1972]

2017/04/01