| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbs quoting the word : valaka
 | 
 | 
  | 
| Proverb 1 | Ny tanora valaka tsy mahaleo ny lahiantitr'  Imamo.  [2.558 #3261, 2.165, 2.415]
 | 
| French translation | Le jeune homme las et épuisé est inférieur au vieillard de l'Imamo.  [2.415 #1579]
 Un jeune homme las est inférieur à un vieillard de l' Imamo.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 2 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka.  [2.653 #3509]
 Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka.  [2.415 #4035]
 Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an'  Itasy valaka.  [2.558]
 | 
| French translation | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué.  [2.415 #4035]
 | 
| French interpretation | Paroles d'excuses.  [2.415 #4035]
 | 
 | 
  | 
| Index | 
 | 
  |