Index

Proverbs : vahatry

Proverb Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [Houlder 1895]
Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [Samson 1965 #T36]
Malagasy interpretation Tatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [Houlder 1895]

Proverb Tovolahy irak’ andriana : vahatry ny ela tahatry ny tsy hahazo. [Samson 1965 #T111]

Index