Entry vahatry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka, Tanosy] fankan-javamaniry [Rakotosaona 1972]
Synonyms vahany
Examples lasa vahatry ny aina sy, rava fanantenana. [Rasamuel: Fandevenana]

Entry vahatry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] rohana, romatisma [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry vahatry
Part of speech participle
Malagasy definition  [Betsimisaraka] aleo [Samson 1965]
Quotes 

2019/09/15