Index

Proverbs : vahatry

Proverb 1Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [2.165]
Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [1.147 #T36]
Malagasy interpretationTatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [2.165]

Proverb 2Tovolahy irak’ andriana : vahatry ny ela tahatry ny tsy hahazo. [1.147 #T111]

Index