Index

Proverbs : vahatra

Proverb Lambo an’ ala vahatra an’ ala : izy fokony tsy famola-kongotra. [Samson 1965 #L13]
Lambo añ-ala, vahatra añ-ala; izy mihavana tsy famolak' ongotra. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Ny lambo any an-ala, ny vahatra (vahatra hazo) any an-ala, mpihavana izy ka tsy hifamola-tongotra. [Houlder 1895]

Index