| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : tsintsindahy | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Tsintsina mitondra vonimbero, ka ny eran' ny vava no nentina. [2.558 #286]
Tsintsindahy mitondra vonimbero ka izay eran' ny vava no entina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|