Index

Proverbs : tsinjaka

Proverb Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [Cousins 1871 #2525]
Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada sarotra hianarana. [Houlder 1895]
Ny tsinjaka, maro mahay ; fa ny dada, sarotra ianarana. [Veyrières 1913 #3294]
Ny tsinjaka maro mpahay fa ny dada no sarotra ianarana. [Rajemisa 1985]
Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra hianarana. [Cousins 1871 #3318]
Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [Rinara 1974 #4447]
French translation Beaucoup savent (danser) le "tsinjaka" , mais le "dada" est difficile à apprendre. [Houlder 1895]
Danser, beaucoup savent le faire ; mais la danse qu' on appelle dada voilà qui est difficile à apprendre. [Veyrières 1913 #3294]
French interpretation Ces deux termes désignent des danses et la seconde était peut-être accompagnée d' un chant. [Houlder 1895]
Se disait des affaires ou choses difficiles. [Veyrières 1913 #3294]

Index