| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : trohina | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Tsokan' omby mahian' Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|