|
|
Proverbs : tovonana
|
| |
|
Proverb | 6753 |
Tain’ amboa , ka ny avo ihany no tovonana . [Veyrières 1913 #2245, Rinara 1974 #3991, Cousins 1871]
|
French translation | |
Ordures de chiens : les chiens y ajoutent encore. [Veyrières 1913 #2245]
|
French interpretation | |
Ce proverbe se disait dans les partages ; dans son sens général il signifiait que les riches augmentent toujours leurs richesses. [Veyrières 1913 #2245]
|
| |
|
Proverb | 7613 |
Tsy mba vilany hotovonana , tsy angady ka hotsiniana fa ny atao no mahatsara sy maharatsy . [Rinara 1974 #4577]
Tsy mba vilany , ka hotovonana ; tsy angady , ka hotsinina ; ary ny atao no mahatsara sy maharatsy . [Cousins 1871 #3400]
Tsy mba vilany ka hotovonana ; tsy angady ka hotsinina : fa ny atao no mahatsara sy maharatsy . [Veyrières 1913 #2982]
|
French translation | |
Ce n' est pas une marmite faite d' ajoutages, ni une bêche reforgée et retrempée : c' est ce qu' on fait qui rend bon ou mauvais. [Veyrières 1913 #2982]
|
French interpretation | |
Se disait pour exhorter à bien faire. [Veyrières 1913 #2982]
|
| |
|
Index |
|
|
|