| Index |
|
|
| |
Proverbs quoting the word : tovonana
|
|
|
| Proverb 1 | Tain' amboa, ka ny avo ihany no tovonana. [2.415 #2245, 2.558 #3991, 2.653]
|
| French translation | Ordures de chiens : les chiens y ajoutent encore. [2.415 #2245]
|
| French interpretation | Ce proverbe se disait dans les partages ; dans son sens général il signifiait que les riches augmentent toujours leurs richesses. [2.415 #2245]
|
|
|
| Proverb 2 | Tsy mba vilany hotovonana, tsy angady ka hotsiniana fa ny atao no mahatsara sy maharatsy. [2.558 #4577]
Tsy mba vilany, ka hotovonana ; tsy angady, ka hotsinina ; ary ny atao no mahatsara sy maharatsy. [2.653 #3400]
Tsy mba vilany ka hotovonana ; tsy angady ka hotsinina : fa ny atao no mahatsara sy maharatsy. [2.415 #2982]
|
| French translation | Ce n' est pas une marmite faite d' ajoutages, ni une bêche reforgée et retrempée : c' est ce qu' on fait qui rend bon ou mauvais. [2.415 #2982]
|
| French interpretation | Se disait pour exhorter à bien faire. [2.415 #2982]
|
|
|
| Index |
|
|