Index

Proverbs : ondroka

Proverb Fitiavako vary tsy ilelafako ondroka. [Samson 1965 #F31]

Proverb Ondroka namoaram-bia : tsy iala-motimotiny. [Samson 1965 #O21]

Proverb Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifakàna. [Samson 1965 #O22]
Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifamarana. [Samson 1965 #O22]

Index