| Index |
|
|
| |
Proverbs : misintaka
|
|
|
| Proverb 1 | Moana misintaka : tsy efan-kabary fa rintondrintona ihany. [2.558 #2537]
|
|
|
| Proverb 2 | Vady misintaka, ka mitsanga-miankina ihany na mba mandroso aza. [2.558 #313]
|
|
|
| Proverb 3 | Vady misintaka naterin-drafozana : aza miamboho saotra fa tian' olona. [2.558 #314]
|
|
|
| Index |
|
|