Entry miamboho (voho)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona
¶ Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo
¶ Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [Rajemisa 1985]
English definition to turn the back on; to die (of the (sovereign) [Hallanger 1973]
French definition tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) [Hallanger 1974]
Morphology 
miamboho
niamboho
hiamboho
miambohoa
Compound words, titles, names 
Examples 
1Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra. [Andraina: Mitaraina, page 110]
2Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [Callet: Tantara, page 126]
Quotes 

2013/04/11