| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : mikakàka | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako.  [1.1]
 Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [2.558 #104] Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [2.415 #6227, 2.653 #1168]  | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Ilazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Je ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [2.415 #6227] | ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : mikakaka | |||||||||||||||||||||

| 
 |