Entry bevohoka (be, vohoka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny vehivavy manana anaka ka hita ho lehibe ny kibony
¶ Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra, mitondra rano [Rajemisa 1985]
English definition [vohoka, the belly.] Pregnant. [Richardson 1885]
 pregnant [Hallanger 1973]
French definition enceinte [Hallanger 1974]
Quotes 

2009/04/26