| Index |
|
|
| |
Proverbs : manifi-drano
|
|
|
| Proverb 1 | Raha soasoa no ataon-drahavana, dia tsiriry miandry farihy izahay, fa raha ratsiratsy no ataon-drahavana, manifi-drano izahay dia lasa. [2.558 #3656]
|
|
|
| Proverb 2 | Tsiriry vorona ka manifi-drano dia lasa. [2.558 #4461]
|
|
|
| Index |
|
|