| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : manerona | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Alika manerona ka miaro ny tsy ho an' ny tenany. [2.558 #145]
Alika manerona: miaro ny tsy ho any ny tena. [2.653 #115] Alika manerona: miaro ny tsy ho an' ny tena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza izay rehetra miaro zavatra na fananan' olona: tsy azy akory ilay zavatra dia maha-saropiaro azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|