|
|
|
|

Entry (1/3)1  manerona
Root  2 erona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Explanations in English  5 to growl or roar at [1.7]
Explanations in French  6 gronder, rugir [1.8]
Examples  7  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/3)13  mañerona
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15 manendy kafe, ets. [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/3)16  maneròna
Root  17 erona
Part of speech  18  imperative of active verb manerona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  maneròna, mañerona, manerona, 19 manonera, 20 manorena, 21 menarano, 22 Ranomena, rano mena, ranomena

Updated on 2025/11/21