|
|
|
|

Entry 1  miaro
Root  2 aro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 [Antesaka] mialona, miady noho ny fialonana [1.78]
5 Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
6 Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
7 Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
8 Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
9 Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1]
Explanations in English  10 to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2]
11 to protect, to defend [1.7]
Explanations in French  12 protéger, défendre [1.8]
13 protéger [1.13]
Examples  14  Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany. [2.470#34]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Combinations  19 miaro vantony
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 amiro, 22 amory, 23 maroy, miaro, 24 miora, 25 miroa, 26 Moria, 27 Orima

Updated on 2026/03/07