| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbs : mahalà | 
|  | 
 | 
| Proverb 1 | An-drano tsy mahalà ny setroka. [1.147] | 
|  | 
 | 
| Proverb 2 | Bevohoka tsy mahatelin' anaka, samy an-drano tsy mahalà ny lentina. [1.147] | 
|  | 
 | 
| Proverb 3 | Raha tsy mahalà izay teny tsy mety, tsy mba lehilahy. [2.653, 2.165] | 
| French translation | Vous n' êtes pas un homme si vous ne savez pas dire non à une mauvaise parole.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Proverb 4 | Tsy misy mahalà izay tiany hatao.  [1.10] | 
| Malagasy interpretation | Tononkira protestanta milaza ny fahefan' Andriamanitra sy ny heriny io, nefa ovan' ny olona sasany tsy mihevitra hoe "tsy misy mahalala".  [1.10] | 
|  | 
 | 
| Proverb 5 | Tsy misy vongan-tany mahery noho ny vato, na hazo mahalà rivotra.  [2.653, 2.165] | 
| French translation | Il n' y pas de motte de terre plus dure qu' une pierre, ni d' arbre qui puisse résister au vent.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |