Proverbs : mahakenda

Proverb6275 Rano no nahakenda ka ny sanga no boriana ? [Rinara 1974 #3710]

Proverb6320 Rehefa tonga ny loza , na ny rano aza mahakenda . [Rinara 1974 #3685]

Proverb7839 Tsy ny ringitra no mahakenda , fa ny rano fanala kenda . [Houlder 1895 #2166, Rinara 1974 #309]
French translation Ce ne sont pas les patates qui étranglent, mais (si pourtant on s' étrangle), c' est l' eau qui guérit. [Houlder 1895]

Index