Entry ringitra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bezanozano] enti-milaza zavamaniry afa-dravina [Rakotosaona 1972]
   afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra
¶ (volo) fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [Rajemisa 1985]
French definition   crépu, laineux; se dit des cheveux, des poils, des plumes; rabougri, ratatiné [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   ringindringitra
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word ringitra (0)

2016/03/21