Index

Proverbs : laharana

Proverb Mandrava laharana, mandrava sivana. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [Rajemisa 1985]

Proverb Mitovia laharana fa hisaka. [Rinara 1974 #2485, Cousins 1871 #1893]

Proverb Mitovy laharana ka iray alahelo, fa ny tsy mahonon-tena no lefaka. [Rinara 1974 #2486]

Index