Entry laharana (lahatra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Asiana olona na zavatra milahatra: La [...] [full text in Rajemisa 1985]
Morphology  
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
nolaharana
nolaharako
nolaharanao
nolaharany
nolaharantsika
nolaharanay
nolaharanareo
nolaharan'
nolaharan-
nolaharam-
nolahara-
holaharana
holaharako
holaharanao
holaharany
holaharantsika
holaharanay
holaharanareo
holaharan'
holaharan-
holaharam-
holahara-
laharo

Entry laharana (lahatra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Andalana: Laharana fahatelo avy aty a [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a row, an alignment; order in merit or dignity [Hallanger 1973]
French translation   rang, alignement; ordre de mérite, etc. [Hallanger 1974]
French translation   ordre, rang, numéro
¶ laharam-piovana fiandohana: phase d'origine
¶ laharana araka isa: ordre numérique
¶ laharana ara-potoana: ordre chronologique
¶ laharan'ny fanafarana: numéro de la commande. [Vocabulary: Economy: finances, management]
¶ laharan'ny lazam-bidy: numéro de la facture. [Vocabulary: Economy: finances, management]
¶ laharan'ny vohoka iray: rang d'une matrice. [Vocabulary: Mathematics: algebra] [SLP: Voambolana]
Morphology  
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
-daharana
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2012/11/29