Index

Proverbs : itelemana

Proverb Ataovy toy ny sira ny fitondra havana : mahery, tsy mahafola-nify ; malemy, misy hitelemana ; fa ny havana no lelafin-katelina. [Cousins 1871 #314]
Ataovy toy ny sira ny fitondrana havana : mahery, tsy mahafola-nify ; malemy, misy hitelemana ; fa ny havana no lelafin-katelina. [Veyrières 1913 #1053]
Ataovy toy ny sira ny fitondran--kavana : mahery tsy mahafola-nify, malemy misy hitelemana, fa ny havana no lelafin-katelina. [Rinara 1974 #338]
French translation Il en est des rapports avec les parents comme du sel : même s' il y a beaucoup de sel, cela ne casse pas les dents ; s' il y en a une juste dose, on avale avec plaisir, car les parents sont aimés et chéris. [Veyrières 1913 #1053]

Index