Proverbs : hatsiaka

Proverb4814 Natao ihany ny handry tsy mirakotra fa nony maneno akoho mandray lamba . [Rinara 1974 #2762]
Natao ihany ny handry tsy mirakotra , fa nony maneno ny akoho mahatsiaro hatsiaka ka mandray lamba . [Veyrières 1913 #2315, Cousins 1871]
French translation On voulait se coucher sans lamba pour ne pas l' user, mais au chant du coq le froid se fait sentir et on prend le lamba. [Veyrières 1913 #2315]

Proverb6578 Sima misarom-bava : tsy ody hatsiaka akory fa fombany ihany. [Rinara 1974 #3887]

Proverb7598 Tsy mba ny hatsiaka no itafian-damba , fa ny henatra olona . [Cousins 1871 #3393, Veyrières 1913]
Tsy mba ny hatsiaka no itafian-damba , fa ny henatr' olona . [Rinara 1974 #4552]
French translation Ce n' est pas à cause du froid qu' on se couvre de vêtements, c' est par pudeur. [Veyrières 1913 #2981]

Index