Index

Proverbs : hantsika

Proverb 1Aza manaratsy tena ohatry ny omby hantsika. [2.558 #648]
Aza manaratsy tena toa omby hantsika. [1.1]
Manaratsy tena ohatra ny omby hantsika. [2.558]
Malagasy interpretationAoka tsy ny tena ihany no hilaza ratsy sy hanambany ny tena (toy ny omby izay bilaka miditra ny tandrony). [1.1]

Proverb 2Midira ihany na ho bantsika aza ny vahiny. [2.653]
Midira ihany na ho hantsika aza ny vahiny. [2.415 #4049]
Miditra ihany na ho hantsika aza ny vahiny. [2.558]
French translationQue l' étranger entre, alors même qu' il se cambrerait. [2.415 #4049]
French interpretationCe proverbe disait le grand devoir de l'hospitalité. [2.415 #4049]

Proverb 3Nahoana no manetri-tena toy ny omby hantsika? [2.165 #795]
French translationPourquoi vous abaissez-vous comme un bœuf à la croupe enfoncée? [2.165]

Index