Index

Proverbs : fosaina

Proverb 1Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [2.558 #1407]

Proverb 2Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain' ny olona. [2.558 #2309]

Proverb 3Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [2.558 #4055]

Index