Proverbs : doka

Proverb2645 Izay fatra-pila doka , tsy maintsy hanao ratsy . [Rinara 1974 #1484, Cousins 1871 #1178]

Proverb2706 Izay tia doka ho sambotry ny sasany. [Rinara 1974 #1518]

Index