Entry tsy maintsy (tsy, maintsy)
Part of speech expression
Malagasy definition teny enti-milaza fa ilaina tsy azo avala ny fanaovana zavatra iray (eo aorian' ny "tsy maintsy" dia azo atao milaza ny ankehitriny na milaza ny ho avy ny matoanteny arakaraka ny hevitra tian-kolazaina): Tsy maintsy ataoko ity asa ity izao ihany ~ Tsy maintsy hovangiakony reniko rahampitso [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2020/07/31