Proverbs : avalavala

Proverb8124 Vato navalavala fody : tsy manahy vary ho raraka . [Samson 1965 #V35]
Vato navalavala fody: tsy mañahy vary haratra. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Vato natora-pody: tsy mataho-bary ho raraka. [Houlder 1895]

Proverb8125 Vato navalavala voay , ny nivalavalana tsy niboana, ny navalavala nihitsoka . [Samson 1965 #V29]
Vato navalavala voay : ñy nivalavalana , tsy niboaña; ñy navalavala tsy nivoaka . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Vato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [Houlder 1895]

Index