| Entry | 1 mihitsoka |
| Root | 2 hitsoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay.
5 Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako. [1.1] |
| Explanations in French |
6 être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir.
[1.3#254] |
| Examples |
7 mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy.
[1.437#]
8 Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|