Proverbs : arosy

Proverb3082 Lany va ny arosy ka ny takatra no omen-dasiray ? [Rinara 1974 #1745]
Lany va ny arosy, no ny takatra no omen-dasiray ? [Cousins 1871 #1334]

Proverb6942 Tavan' arosy . [Veyrières 1913 #6784]
French translation Figure de canard. [Veyrières 1913 #6784]
French interpretation Se disait des gens laids. [Veyrières 1913 #6784]

Index