Entry lasiray (ila, iray)
Part of speech noun
Malagasy definition (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [Rajemisa 1985]
English definition same as ilasiray [Richardson 1885]
French definition un voamena et demi; le seizième de la piastre [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

2013/03/05