Proverbs : antonony

Proverb601 Antonony izay, hoy Rainibesahafa . [Rinara 1974 #299, Cousins 1871 #252]

Proverb842 Aza atao mitsoaka an-tonony ohatra ny tohi-rofian' ankizy . [Houlder 1895]
Aza atao mitsoaka an-tonony toy ny tohy rofian' ankizy . [Rinara 1974 #412]
French translation Ne faites pas des nœuds qui se dénouent, comme ceux que font les enfants avec le raphia pour le rajouter. [Houlder 1895]

Proverb843 Aza atao mitsoaka an-tonony , tahaka ny tohy rofian’ ny ankizy . [Cousins 1871 #362]

Proverb3975 Maty tsy antonony ohatra ny reniakoho nosingora-mahazaka . [Rinara 1974]
Maty tsy antonony , toy ny reny akoho nosongira-mahazaka . [Cousins 1871 #1668]

Proverb4980 Ny antonony saro- tadiavina . [Veyrières 1913 #2954, Cousins 1871 #2173]
French translation Le juste milieu, le convenable, voilà ce qui est difficile à trouver. [Veyrières 1913 #2954]

Proverb4981 Ny antonony sarotra ilaina. [Houlder 1895 #593]
French translation Il est difficile de trouver le juste milieu. [Houlder 1895 #593]

Index