Entry rofia
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy [Rajemisa 1985]
English definition the raffia palm, its fibre; palms in general [Hallanger 1973]
French definition le palmier raphia, sa fibre; palmier [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Sagus ruffia
Other spellings 
Examples Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
Quotes 
Toponymy Place names having the word rofia (8)
Ambodirofia
Ambohidrofia
  Androfia
Androfiabe
  Androfiakely
Androfiamena
  Androfiatsara
Berofia
 
Illustrations 

2013/12/18