Index

Proverbs : anotrehana

Proverb Tsy misy nanao soa ohatra ny fandrahoam-bary ; fa raha vaky, nanotrehana akoho. [Cousins 1871]
Tsy misy nanao soa toy ny fandrahoam-bary, fa nony vaky nanotrehana akoho. [Rinara 1974 #4739]
Tsy nisy nanao soa ohatra ny vilany, fa raha vaky, natao fanotrehana akoho. [Houlder 1895]
French translation Personne n' a fait autant de bien qu' une marmite, car lorsqu' elle fut brisée, on s' en servit encore pour y mettre couver la poule. [Houlder 1895]

Index