| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : anjona | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Tafon-tranon-dRainitsiambinina : samy manazary ny anjony. [1.147 #T7] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Torimason' akoho, ka vita an' anjona ihany. [2.558 #274]
Torimason' akoho : vita an' anjona ihany. [2.974 #358, 2.653] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Sommeil de poule : toujours sur ses gardes. [2.974 #358] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Volombodin-triotrio: samy manapakapaka ny anjony. [1.147 #V90] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|